Teny iditra mibodo vadin' olona (bodo, vady, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy maka vadin' olona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay débaucher la femme d'autrui, la ravir [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra mambodo vadin' olona ~ mandrani-badin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31