Teny iditra miboraraka (boraraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rano miraraka ka mitosaka sy mitobaka be [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to gush forth, to flow down in a mass, to be spilled in abundance, to fall in great quantity, as water [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miboraraka
niboraraka
hiboraraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31