Entrée (1/2) | 1 midabòka (daboka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mamoaka feo midoboka [1.1] |
Exemples |
4 Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 midaboka (daboka) |
Partie du discours | 10 verbe actif |
Explications en malgache |
11 Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta 12 Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana 13 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka 14 Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1] |
Explications en anglais |
15 to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2] |
Explications en français |
16 s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3] |
Exemples |
17 Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649] 18 ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 23 miandaboka |
Mots composés |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot midaboka |
Anagrammes | 26 midaboka, midabòka, midaboka, midabòka |
Mis à jour le 2022/09/05 |