Teny iditra |
midera
(dera)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
|
| to praise, to speak well of [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | louer, exalter [1.3, 1.8]
|
| célébrer [1.3]
|
Haiendriteny |
|
Ohatra | Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
|
Teny iditra |
miderà
(dera)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midera
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|