Teny iditra | midiridiry (diridiry (diry)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony ¶ (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho ¶ Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia ¶ Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
[Tambahoaka] miridiridy [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | stretched to the full, tense, swollen hard [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etre tendu, gonflé [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Ohatra | Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 157] | ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny midiridiry io | ||||||||||||||||
Teny iditra | midiridiry (diridiry (diry)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | s'obstiner [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Teny iditra | midiridiry (diridiry) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to stare at [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |