Teny iditra | midiso (diso) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] mihemotra [1.78] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to move, to change place, to be put back (Prov.) [1.2] | ||||||||||||||||
Voambolana | Hetsika | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | midiso | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] mikisaka: Midisoa mianatoy na mianaroy [1.78] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | midosy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |