Teny iditra | midoka (doka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midoka io | ||||||||||||||||
Teny iditra | midôka | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] manaiky, miaiky [1.78] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mikoda, dimoka, madiko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |