Teny iditra |
midona
(dona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
¶ Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý ¶ Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. ¶ teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to collide with, to bump into something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | heurter [1.3, 1.8]
|
| choquer, se heurter ¶ aller trouver, aboutir à [1.3]
|
| se cogner contre [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Ohatra |
1 | Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato?
[2.471]
|
2 | Nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé)
[1.3]
|
3 | Midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place)
[1.3]
|
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
midonà
(dona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|
Teny iditra |
midona
(dona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny frantsay | passer (aux dominos) [1.3]
|
Voambolana |
|