Teny iditra miempo (empo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
¶ Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina
¶ Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [1.1]
Haiendriteny 
miempo
niempo
hiempo
miempoa
Ohabolana 

Fivaditsoratra mpimeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05