Entrée |
miendaka
(endaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
|
Explications en anglais | To peel off by itself;
to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
|
Explications en français | Se décoller, se séparer en
lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
|
Exemples |
1 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
2 | Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miendaka |
Passé : |
niendaka |
Futur : |
hiendaka |
Impératif : |
miendaha |
|
|