Entrée | 1 mievotra |
Radical | 2 evotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby 5 Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra 6 Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy 7 Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina 8 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana [1.1] 9 misavoana, mitsambikina [1.13] |
Explications en français |
10 bondir [1.13] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 mievotra, voaetrim |
Mis à jour le 2023/08/11 |