Teny iditra | mifako (fako) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to gather up rubbish. [1.2] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470] | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mifako io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mifoka, famoky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |