Teny iditra mifaly (faly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
Mitovy hevitra: mampandihy ampinga ~ miarahaba tena ~ mibitaka ~ mientan-kafaliana ~ mifalihavanja ~ mihavatravatra ~ mihoby ~ mipi-kelika ~ miriadriaka ~ miriaria ~ mitaba ~ mitavana ~ mitsipy sandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
 to be happy, to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
Haiendriteny 
mifaly
nifaly
hifaly
mifalia
Ohabolana 

Fivaditsoratra family, filima

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20