Teny iditra | mifampiresaka (resaka) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Voalohany, raha vao mangina ilay mpiteny, dia mitakoritsika ny olona, mifampiresaka, mifanakalo hevitra amin' izy samy izy : nahaliana ny nanetsika azy ilay kabary.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |