Teny iditra mifanambady (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
mifanambady
mifanambadin'
mifanambadin-
mifanambadim-
nifanambady
nifanambadin'
nifanambadin-
nifanambadim-
hifanambady
hifanambadin'
hifanambadin-
hifanambadim-
Ohatra 
1Hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. [Rahajarizafy: Kabary, takila 142]
2Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [Randriamamonjy: Tantara, takila 477]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31