Teny iditra mifanantitra (antitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together.
Haiendriteny 
mifanantitra
nifanantitra
hifanantitra
mifanantera
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 65] Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany...

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31