Teny iditra mifanety (ety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tery dia tery noho ny habetsahan' ny olona mitangorona; mifanizina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mifanety
nifanety
hifanety
mifanete

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31