|
|
|
|

Entrée1  mifanitsy (hitsy)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
4  Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
5  Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
Explications en français  6  aligné [1.13]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mifanitsy

Mis à jour le 2023/01/20