Teny iditra |
mifankazatra
(zatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser:
Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~
Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mifankazatra |
Ny lasa |
nifankazatra |
Ny hoavy |
hifankazatra |
Filaza mandidy |
mifankazara |
|
Ohatra |
1 | Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra;
[2.285]
|
2 | Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy
[2.296]
|
|
|