Teny iditra | mifaritra (faritra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara ¶ Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | having a mark, having boundary lines. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |