Entrée | 1 miferinaina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Vocabulaire |
3 Emotions |
Explications en malgache |
4 Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1] |
Explications en anglais |
5 To sigh, to groan, to grieve [1.2#180] 6 Utterly unable to be happy or comfortable. [1.2#180] 7 To be in great suffering [1.7] |
Explications en français |
8 être dans la souffrance; souffrir [1.8] |
Exemples |
9 tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] |
Autres orthographes | 10 miferin, miferin, miferitr |
Mots élémentaires | 11 mifery, aina |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot miferinaina |
Mis à jour le 2023/05/19 |