Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
¶ Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
¶ Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to remove, to change place, to migrate
  [Hallanger 1973] to move, to change place
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] changer de place, se mouvoir
Haiendriteny 
mifindra
nifindra
hifindra
mifindrà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 192] Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.

Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be contagious.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mifindrà (findra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12