Teny iditra mifito (fito)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizarazara fito [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to divide into seven, to be in sevens. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay être partagé en sept [1.3]
Haiendriteny 
mifito
nifito
hifito
mifitoa

Fivaditsoratra mitifo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20