Teny iditra | mifofofofo (fofofofo) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandrivotra fatratra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to blow hard [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | souffler fort [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra | Nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. [Rajohanesa: Kintana] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |