Teny iditra mifoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to wake up, to get out of bed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay s'éveiller, se lever [1.8]
Haiendriteny 
mifoha
nifoha
hifoha
mifohaza
Kamban-teny 
Mpanahaka  mifohafoha
Ohatra 
1Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436]
2Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324]
Ohabolana 

Fivaditsoratra mihafo, mihofa, mohafy, mifaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20