Teny iditra mifono (fono)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold)
Haiendriteny 
mifono
nifono
hifono
mifonosa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 130] Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 93] Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31