Teny iditra migedragedra (gedragedra (gedra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy voafehy mafy fa malaladalaka, migoragora [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be loosely tied. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
migedragedra
nigedragedra
higedragedra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31