Teny iditra migoana (goana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to sound, as the door when knocked. [Richardson 1885]
Voambolana 
Haiendriteny 
migoana
nigoana
higoana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31