Teny iditra migorobaka (gorobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to go through. [1.2]
 to be pierced through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être percé de part en part [1.3, 1.8]
 aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny migorobaka
Ny lasa nigorobaka
Ny hoavy higorobaka
Ohatra 
1Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59]
2Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13