Entrée | 1 mihady |
Radical | 2 hady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany 5 Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay 6 Manongotra: Mihady vomanga 7 Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [1.1] |
Explications en anglais |
8 to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [1.2] 9 to dig [1.7] |
Explications en français |
10 creuser, fouiller [1.8] |
Exemples |
11 Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 ahidim, haidim, hamidy, hidiam, hidima, mahidy, mihady |
Mis à jour le 2023/08/26 |