Entrée |
mihaino
(haino)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1]
|
Explications en anglais | To hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2]
|
| To listen to [1.7]
|
Explications en français | Ecouter, prêter l’oreille, exaucer:
Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~
Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3]
|
| écouter [1.8]
|
Exemples |
1 | Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324]
|
2 | Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihaino |
Passé : |
nihaino |
Futur : |
hihaino |
Impératif : |
mihainoa |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|