Teny iditra mihaino vilana (haino, vilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony mihaino, vilana
Fanazavàna teny malagasy tsy mahare izay lazaina manontolo fa ny sasany fotsiny ihany, hany ka tonga diso ny tena heviny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01