Teny iditra mihaja (haja)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io
¶ Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io
¶ Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy kept carefully, esteemed, valued; respected. [1.2]
 to be respectable, to be held in esteem; respectable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être respecté, honorable [1.8]
Ohatra 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
2Trano tsara tarehy sy mihaja no nivantanan-dry zareo. [2.472]

Fivaditsoratra mahajy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20