Teny iditra mihamaina (maina (haina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
mihamaina
mihamain-
mihamaim-
mihamai-
nihamaina
nihamain-
nihamaim-
nihamai-
hihamaina
hihamain-
hihamaim-
hihamai-
Ohatra 
1Nahazo hafanana aho ary nihamaina ny akanjoko [Andraina: I Vola, takila 120]
2nihamaina ny herin' ny aiko tamin' ny hainandro lohataona [Baiboly: 23.32.4]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30