Teny iditra |
mihandrona
(handrona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano ¶ Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity ¶ Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be stagnant, to be motionless [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | être stagnant, rester là longtemps [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
mihandròna
(handrona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
|