Teny iditra mihejaheja (hejaheja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsaikontsaikona, miketsoketso fandeha sady toa mampiseho fahaizana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] to trot along. See eja [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mihejaheja
nihejaheja
hihejaheja

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31