Teny iditra mihelina (helina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
¶ Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [1.2]
 to pass rapidly, to decline [1.7]
Fanazavàna teny frantsay passer rapidement; décliner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny mihelina
Ny lasa nihelina
Ny hoavy hihelina
Filaza mandidy mihelena
Ohatra Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20