Entrée | mihelingelina (helingelina (helina)) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be restless, and thus cause annoyance. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |