Teny iditra | mihetraketraka (hetraketraka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana! [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |