Teny iditra mihintsana (hintsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tomber comme les feuilles, les cheveux [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mihintsana
nihintsana
hihintsana
mihintsàna
Ohatra 
1Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 117]
2Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [Andraina: Mitaraina, takila 220]
Teny nalaina 

Teny iditra mihintsàna (hintsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihintsana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31