Entrée (1/2) | 1 mihitsy (hitsy) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto 4 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao 5 Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 mihitsy (hitsy) |
Partie du discours | 12 adverbe |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
14 Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1] |
Explications en anglais |
15 indeed, absolutely [1.7] |
Explications en français |
16 en vérité, assurément [1.3, 1.8] 17 directement [1.3] |
Exemples |
18 Taitra mafy mihitsy aho. [2.4] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
20 Tous les adverbes |
Mis à jour le 2023/10/18 |