|
|
|
|

Entrée1  mihoby (hoby)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [1.1]
Explications en anglais  4  to acclaim; to shout for joy [1.7]
Explications en français  5  acclamer [1.8, 1.6]
6  pousser des cris de joie [1.8]
7  fêter [Tanala] [1.6]
Exemples  8  Dia nihoby ny vahoaka rehetra [2.48]
9  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
10  nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15  mibohy, mihoby

Mis à jour le 2023/01/20