Teny iditra |
mihorona
(horona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady ¶ Miforitra: Mihorona ny tsihy ¶ Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be in a roll, to be rolled up [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | être enroulé, qu'on roule [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Ohatra | Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [Andraina: Mitaraina, takila 46]
|
|
Teny iditra |
mihoròna
(horona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
|
|