Teny iditra |
mihosina
(hosina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka ¶ Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao ¶ Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to roll oneself in something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | se vautrer dans la boue, etc. [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mihosina |
Ny lasa |
nihosina |
Ny hoavy |
hihosina |
Filaza mandidy |
mihosena |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
mihosina
(hosina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Boribory na boribory lavalava [1.1]
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|