Teny iditra mijirika (jirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivarotra antsinjarany: Mijiri-bary [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mijirika
nijirika
hijirika
mijiriha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31