Teny iditra | mikajy (kajy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] mitahiry [1.78] | ||||||||||||||||
Mitandrina, mikaly, mikolokolo [1.1] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mikajy | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | manao asa marika [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | calculer [1.13] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mikija |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |