Teny iditra mikasa (kasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
¶ Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to intend, to resolve [1.7]
Fanazavàna teny frantsay avoir l'intention de, se proposer [1.3, 1.8]
 projeter, former la résolution: Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~ Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3]
Haiendriteny 
mikasa
nikasa
hikasa
mikasà

Teny iditra mikasà (kasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra misaka, samaky, simaka, kamasy, kamisa, makasy, masaky, masika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22