Teny iditra | mikasika (kasika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampandalo ny tanana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io ¶ Misafosafo, mandalo eo amin' ny...: Nikasika ny tendron' orony ny vato ¶ Tonga: Efa nikasika ny faritanin' ny Sakalava izahay vao nahazo aina ¶ Miraharaha, mandray anjara amin' ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho ¶ Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to touch in passing ¶ Fig.: to allude to, to hint at [Richardson 1885 takila 320] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | toucher: Aza mikasika ahy (Ne me touchez pas) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne touchez pas ce qu'on ne doit pas toucher) ¶ effleurer: Nikasika ny ravin-tsofiny ny bala (La balle effleura son oreille) ¶ atteindre: Efa nikasika ny tanin' ny Betsileo izahay vao niverina (Lorsque nous eûmes atteint le pays des Betsileos, nous revinmes) ¶ s'occuper, se mêler: Aza mikasika izany raharaha izany (Ne vous occupez pas de cette affaire) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne vous mêlez pas de ce qui ne vous regarde pas, de ce que vous ne savez pas) ¶ concerner: Mikasika ny fivavahana (Cela concerne la religion) ¶ regarder: Mikasika anao izany raharaha izany (Cette affaire vous regarde) ¶ fréquenter [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
toucher [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||
toucher en passant ¶ mentionner en parlant ou en écrivant [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mikasika io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/08/03 |
![]() |