Teny iditra mikatroka (katroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
¶ Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
¶ Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to bump or bang against; to make a serious effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay choquer, heurter; faire avec zèle [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny mikatroka
Ny lasa nikatroka
Ny hoavy hikatroka
Filaza mandidy mikatroha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20