Teny iditra | mikemo (kemo) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana ¶ Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy ¶ Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mikome, komemy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |